Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

Toko faha-3

6 Izaho moa namboly, Apolo kosa nanondraka; fa Andriamanitra ihany nampaniry. 7 Samy tsinontsinona na izay mamboly na izay manondraka; fa Andriamanitra izay mampaniry ihany no izy. 8 Sahala ihany ny mamboly sy ny manondraka; ary samy hovalian'Andriamanitra araka ny fisasarany avy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1585